Dikan'ny teny : herina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fiverenana amin' izay nialana (enti-milaza indrindra fotoana ary mazàna tafiditra amin'ny anarana teny akambana): Tongava amin'ny herin'ny alatsinainy. / Herinandro, herintaona 6 f : Aherina, voaherina, tafaherina / miherina, fiherina, mpiherina / iherenana, fiherenana / mahaherina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel