Dikan'ny teny : herinandro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fe-potoana misy andro fito voafetran'ny kalandrie: Ny alahady no andro uoalohany amin'ny herinandro araka ny kaland rie vazaha. • Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ue io asa io? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel