Dikan'ny teny : herintaona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fotoana ihodinan'ny tany manodidina ny masoandro, ]zany hoe 365 andro sy 6 ora na ampahefatry ny andro iray, • Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin'ny taona ihany: Htanatra any Andafy, hono, izy amin'ny herintaona, * Fiten.: Lehilahy tsy boka herintaona: enti-milaza fa na inona na inona manjù, ny lehilahy afaka hiarina ihany noho ny herimPonY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel