Dikan'ny teny : herotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Mena-dronono mitsinkafona mitambatra amin' ny fanambonin'ny ronono masaka. - t.i.f.: Manerotra, fanerotra, mpanerotra / herotrerony. * F.-p.: Maty vao herotrerony: maty mbola tanora dia tanora. ΒΆ M.h.: Folaka andantony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel