Dikan'ny teny : hetotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Rivotra avy any amin'ny tsinay, izay mivoaka avy ao amin'ny vava fivalanana ka mitsefotra na manao feo hafahafa tsy saro-pantarina. - t.i.f: Mangetotra, fangetotra, mpangetotra I fangetorana / fangetorina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel