Dikan'ny teny : hetra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anarana hafa ilazana ny fehikibo. - t.i.f.: Hetrana / mihetxa, fihetra / ihetrana, fihetrana / mahahetra. Ahitsio
2 a: (taloha) Velaran-tany nomen' Andrianamp oinimerina ny fianakaviana tsirairay avy izay nahavoka-bary nivelomany nandritra ny herintaona (eo amin'ny roapolo vary eo ho eo, na 240 dal); io vary azo tamin'ny hetra io dia nakana am-pahany ho an' ny mpanjaka (inenin'ny va-ta) ka avy amin'izany kosa indray no nampiova ny hevitry ny teny hoe hetra taty aoriana. 1 (ankehitriny) Vola aloa amin'ny fanjakana maha-olom-panjakana ny tena, ka misy atao hoe hetra isandahy (vola aloan'ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona izay efa nofoanana ankehitriny), ary ny hetrantrano, tany, omby...; izany hoe vola tsy maintsy aloa isan-taona amin'ny harena ananana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel