Dikan'ny teny : hetrahetra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Hetretra a.: Rehareha misy hasomparana; fanaovana hetraketraka; eboebo amelezana ny hafa. - t.i.f.: Tafahetrahetra / mihetrahetra, mpihetrahetra 1 ihetrahetrana, fihetrahetrana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel