Dikan'ny teny : hetsy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.i.: Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin'io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsars ho tadidy fa amin'ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian'ny aman- na an-, ka amin'ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fioramanidina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel