Dikan'ny teny : hety

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiasana andidiana na anapahana zavatra toy ny lamba, taratasy, volo: Dombo velona ity hety ity. / h. i.: Fandidiana na fanapahana amin'ny hety: Hety uoion'ny mpangalatra akoho, hono, ixao an'ise izao. - t.i.f.: Hetezana, ahety, voahety / manety, fanety, mpanety / anetezana, fanetezana 1 mihety, fihetY, mpihety / ihetezana, fihetezana / mahahety. - F.-p.: Hety hatoka: fomban-kety atao mihafohy hatrany, manomboka eo ambanimbanin'ny mokon-doha eo, ny volo any an-katoka. / Hety rano: maranitra dia maranitra. / Hety satrana: fomban-kety tsy atao fohy fa a-tao lavalava ihany ny volo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel