Dikan'ny teny : heverina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hevitra) mt ih. (hevero): Eritreretina: Tsy noheverinao akory ny teny holazainao. / Dinihina, saintsainina, alaina ambony alaina ambany: Hevero tsara ny amin'ny ho avinao. 1 Atao: Heverinao ho adala angaha aho? Ahitsio
2 p.t.: Mihozongozondoha, mihevingevina ny 10-ha: Sady efa lehibe no manana aretina Ingahy Rakoto ka sady pahina no heverina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel