Dikan'ny teny : hevingevina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fironana miankavia sy miankavanana; fidoladolan'ny loba na ny te-na manontolo. - t.i.f.: Hevingevenina, voahevingevina, tafahevingevina / manevingevina, fanevingevina, mpanevingevina / anevingevenana, fanevingevenana / mihevingevina, ffhevingevina, mpihevingevina / ihevingevenana, fihevingevenana / mahahevingevina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel