Dikan'ny teny : hidihidy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fahamaimaizana mahazo ny hoditra ka mahate hihaotra: Loza ny hidihidy mahazo ahy fa voan'ny Lay tatsy an-tokotany aho. • h.o.: Fahamaimaizana ta hanao zavatra. it t i.f : Mangidihidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel