Dikan'ny teny : hidy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana • Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vida ity? i t.if.: Hidiana, ahidy, voahidy, tafahidy, hinidy / manidy, fanidy, mpanidy 1 anidiana, fanidiana j mihidy, fihidy, mpihidy / ihidiana, fihidiana / mahahidy I hidihidy I ahidihidy 1 mihidihidy 1 fahidiana 1 fanalahidy. - F.-p,: Hidin-dalana: fefy misakana tsy handehanana noho ny antony iray,/Hidindrano: fefy namboarina hamiliana ny rano hanondraka ny tanimbary ka azo vohaina sy hidiana araka izay ilana azy, / Hidin-trano: ilazana ny fanalahidy na ny sakana atao amin'ny varavarana na varavarankely. / Hidivava: anaran'ny farantsa volafotsy taloha, toy ny hoe: tsanganolona, mandrihavia, sn.s... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel