Dikan'ny teny : hifika

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanesorana; fandavana tsy hanaiky. • Fialana tsy hikasika na handray akory. - t.i.f.: Ahifika, voahifika, tafahifika j manifika, fanifika, mpanifika / anifihana, fanifihana 1 mihifika, ffhifika, mpihifika j ihifihana, fihifihana 1 mahahifika / hifikifika 1 manifikifika / mihifikifika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel