Dikan'ny teny : hihisana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hihiso) : Alana ny hodi-maleminy: Hihiso ny mangahazo fa maika hohandroina. ? (katsaka) kikisana ny voany hiala amin'ny babiny: Hihiso ity katsaka ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel