Dikan'ny teny : hihy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fikikisana, fikaohana ny loto miraikitra amin-javatra; famoasana ny hoditry ny voankazo na ny ovy. - t.i.f.: Hihisana, ahihy,voahihy 1 manihy, fanihy, mpanlhy j anihisana, fanihisana J mihihy, fihihy, mpihihy / ihihisana, fihihisana 1 mahahihy. Ahitsio
2 a: Ilay nofo mena manarona ny vody nify, akanjo-nify. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel