Dikan'ny teny : hika

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entambarotra. • a: Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina. 1 Ahika, tafahika / mihika, fihika, mpihika J ihikana, fihikana 1 mahahika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel