Dikan'ny teny : hila

Hampiditra dikany vaovao
1 Hilahila a: Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin'ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana. 1 t.if.: Hilahilaina, ahilahila, voahilahila, tafahilahila I manilahila, fanilahila, mpanilahila I anilahilana, fanilahilana / mangilahila I mihilahila, fihilahila, mpihilahila 1 ihilahilana, fihilahilana 1 mahahilahila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel