Dikan'ny teny : hilana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Firehana na fitongilanana fa tsy mahitsy fijoro; fironatra amin'ny ilany iray fa tsy mitovy lanja. 6 t.ff.: Ahilana, voahilana, tafahilana / manilana, fanilana, mpanilana / anilanana, fanilanana / mihilana, fihilana, mpihilana 1 ihilanana, fihilanana / hilangilana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel