Dikan'ny teny : hilontrilona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitsipendrampendrana na taratra mandrendridrendry ny maso avy amin'ny zavatra mainty indrindra. - t.i.f: Ahilontrilona / mihilontrilona, fihilontrilona, mpihilontrilona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel