Dikan'ny teny : himake

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ski) a: Faharatsiantoeran'ny zaza ao an-kibon' ny reniny izay mahatonga azy hisisika an-tsisiny akaikin'ny moja, ary mahatonga an-dreniny kosa tsy hahay mitsangana loatra. i t.if.: Manimake, mihimake, fihimake. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel