Dikan'ny teny : himpina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Himpona p.t.: Fe-no tsara, tonga eo amin'ny fetran'ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany. • Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan'ny mpianatra. 1 Manimpona. ¶ M.h.: Feno bila, hipoka, hivoka, hiboka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel