Dikan'ny teny : hina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hery, fikelezana aina. ? F.-p.: Miray hina: Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana. J Firaisan-kina: Fifanarahana, fane kena hiaraka main' ny fanaovan-javatra iray. ΒΆ M.h: Miray hina, mikambana, mitambatra, mivondrona, mifanampy, mifanohana, mifanohantohan-tsy ho lavo, mifanakona, mifarimbona, misalahy, mifanao valin-tanana, iray tafasiry, iray kondokondo, iray donak'afo, iray fileovana, iray erik'andro, iray petsapetsa, iray vezovezo, "izay iray vatsy iray ai-na". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel