Dikan'ny teny : hinaka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Hinakinaka a: Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin'ny hazo na amin'ny karavasy. 1 Hinakinahina, ahinakinaka, voahinakinaka / maninakinaka, faninakinaka, mpaninakinaka j aninaldnahana, faninakinahana 1 mahahinakinaka. Ahitsio
2 Hinakinaka p, t.: Sady lehibe no matavy, botrefona. - t.i.f.: Mihinakinaka, fihi- nakinaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel