Dikan'ny teny : hinjaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Dihy sy fihetsika mitsamboamboatra, ka ny tongotra no mandray anjara betsaka; fitsambikimbikinana noho ny hafaliana na ny hatairana, - t.i.f•: Hinjahina, hinjahana, ahinjaka, tafahinjaka 1 mihinjaka, fihinjaka, mpihinjaka 1 ihinjahana, fihinjahana / mahahinjaka 1 hinjakinjaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel