1 p.t.: Miridiridy sady henjana; mijoro na mitsotra fa tsy afa-milefitra: Hinjitra loatra ity lamba ity. - t.i.f.: Hinjirina, ahinjitra, voahinjitra, tafahinjitra I maninjitra, faninjitra, mpaninjitra / aninjirana, faninjirana / mihinjitra, fihinjitra, mpihinjitra / ihinjirana, fihinjirana / mahahinjitra / hinjitrinjitra.
Ahitsio