Dikan'ny teny : hintsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo maniry amin'ny toerana ambany any amorontsiraka atsinanana; betsaka no ampiasana ny hintsy: anaovana rafi-trano na rafitra madinika na tsivalan-kazo amin'ny lalamby, fa indrindra anaovan'ny Betsimisaraka lakana sy vatampaty. Ahitsio
2 (t.tr.) a.: Hirifiry amin' ny hatsiaka. - t.i.f.: Mangintsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel