Dikan'ny teny : hipoka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Enti-milaza toerana feno tanteraka ka tsy misy azo anisihana olona na zavatra intsony (matetika no entina manamafy ny hevitry ny teny hoe feno izay atao eo alohany izy): Feno hipoka ny trano ka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana, i t, i f : Hipohana, ahipoka, voahipokal mihipoka, fthipoka. ΒΆ M.h.: Feno hipoka: feno hiboka, feno hika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel