Dikan'ny teny : hirana

Hampiditra dikany vaovao
1 Hirangirana a.: Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin'ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana. ~ Hirika na loaka idiran'ny fahazavana. ~ Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. - t.i.f.: Hirangiranina / mangirana, mangirangirana, fangixana, fangirangirana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel