Dikan'ny teny : hirika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lavaka na loaka kely ahazoana mahita ny any ambadika; fitadiavana hahalala; faniriana mafy hahazo zavatra. - t.i.f.: Hirihana na hirifana, ahirika, voahirika / mangirika, fangirika, mpangirika / angirihana, fangirihana / mahahirika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel