Dikan'ny teny : hisatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hodi-jozoro endahana mba horarina hatao tsihy na harona. - F.-p.: Tsihy hisatra: tsihy madinika mahafinaritra vita amin'ny hodi-jozoro, mamirapiratry ny hodi-jozoro. / Manila-kisatra: manala hodijozoro. Ahitsio
2 a.: Fikisahana na fikorisana miadana ary mikasoka; tsy fisosana tsara. - t.i.f.: Ahisatra, tafahisatra / manisatra, fanisatra, mpanisatra I anisarana, fanisarana / mihisatra, fihisatxa, mpihisatra / ihisarana, fihisarana / mahahisatra / hisatrisatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel