Dikan'ny teny : hitika

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Feno tsars, (fiteny indrindra amin'ny famarana fa ny "himpona" kosa, amin'ny toerana na isa): Hitika tsara ity vota ity. ~ Entimilaza akanjo mangeja, mifanerana amin'ny toe-batana, mifaninjitra, - t.i.f.: Mihitika, fihitika. Ahitsio
2 Hitikitika a: Famindrana kingakinga ers'. - t.i.f.: Mihitikitika, fihitikitika, mpihitikitika 1 ihitikitihana, fihitikitihana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel