Dikan'ny teny : hitikitika

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fikasihana faritra sasany amin'ny tena ka mahatonga hihomehy sy hihetsika; kibokibo; fanaitairana ny saina mba hiteny na hanao (Jer. Kitikitika). - t.i.f.: Hitikitihina, ahitikitika, voahitikitika / manitikitika, fanitikitika, mpanitikikita 1 anitikitihana, fanitikitihana I mangitikitika, fangitikitika, mpangitildtika / mahahitikitjka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel