Dikan'ny teny : hitsina

Hampiditra dikany vaovao
1 Jer. Hintsina. Ahitsio
2 (hitsy) mt.ih. (hitsio): Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana it? dia tonga any an-tsena Ise. ? Aleha mivantana: Aza mivilivily ianao fa hitsio ir? trano an-tamponkavoana Kendrena, asianamivantana: Nohitsin'ny mpitsara ny ratsy nataony ka tsy nahitan-teny izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel