Dikan'ny teny : hivoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tany tsy vaky lay; lobolobo amin'ny tany lava volo. Ahitsio
2 p.t.: Fano hika, feno hiboka: Fiara feno hivoka mpandeha. - t.i.f.: Hivohana, ahivoka, voahivoka, tafahivoka / mihivoka, zihivoka, mpihivoka / ihivohana, fihivohana / mampihivoka, fampihivoka, mpampilrivoka 1 ampihivohana, fampihivohana 1 mahahivoka / hivokivoka 1 mihivokivoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel