Dikan'ny teny : hizina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fahafenoana tsy ahazoana mikofokofoka na mihetsika; fihitsohana voatery ao anaty zavatra. - t.i.f.: Hizinana, ahizina, voahizina, tafahizina 1 manizina, fanizina, mpanizina 1 anizinana, fanizinana 1 mitanizina 1 mihizina, fihizina, mpihizina / ihizinana, fihizinana / mahahizina 1 hizinkizina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel