Dikan'ny teny : hoaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Lavaka, loaka anatin'ny hazo, vatolampy... - Ahitsio
2 Fisokafan'ny vava mitanata na mba hamoaka rivotra a min'ny fotoana mahanoana na ta hatory. 1 Hery sy feo re rehefa mandoa. - t.i.f.: Mangoaka, mangoakoaka, fangoakoaka / manoaka, manoakoaka, fanoaka, fanoakoaka, mpanoaka, mpanoakoaka / anoahana, fanoahana / mihoaka, mihoakoaka,fihoaka,fihoakoaka 1 ihoakoahana, fihoakoahana. * F-p.: Hoaka aty: foana tsy misy na inona na inona ao anaty. ΒΆ M.h.: Poaka aty, hoboka aty, holoka aty, kaboaka, loaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel