Dikan'ny teny : hobina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Hobena (hoby) mi ih. (hobio, hobeo): Deraina amin'ny antsoantsom-pifaliana: Nohobin'ny uahoaka ireo mpiantafika vao avy nandresy. * Ohab.: Adin'ombaiahin'ny mpianakavy: ny mahery tsy hobina, ny resy tsy akoraina: Raha misy olona roa na antokon'olona roa tonte samy tiana mifaninana, izay mandresy aminy tsy tokony hoderaina mihoapanrpana, ary toraka izany koa, izay resy aminy tsy tokony hoesoina izaitsizy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel