Dikan'ny teny : hoby

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Antsoantsom-piravoana atao ho mari-piderana: Tsy nifandrenesana ny hoby nataon'ny vahoaka ny Filohan'ny Nosy. - t.i.f.: Hobina, hobena, voahoby / mihoby, fihoby, mpihoby 1 ihobiana, ihobena, fihobiana, fihobena 1 mahahoby 1 hobihoby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel