Dikan'ny teny : hodahoda

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikodedehana raha miteny; fiakanakanana mahatonga tsy hahatonona tsara izay lazaina, na fiboredehana mahatonga hiteny an-kisesy sarotraraisina. - t.i.f.: Hodahodaina 1 mihodahoda, fihodahoda, mpihodahoda 1 ihodahodana, fihodahodana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel