Dikan'ny teny : hodina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fiverenana eo amin'ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan'ny 10-ha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany. 1 t.i.f.: Ahodina, voahodina, tafahodina / manodina, fanodlna, mpanodina / anodinana, fanodinana / mihodina, fihodina, mpihodina 1 ihodinana, fihodinana / mahahodina / hodinkodina, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel