Dikan'ny teny : hodivitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitanilana sy fitongilanana faran'izay kely. ~ Fifandisoana noho ny elanelany kely monia. - t.i.f.: Hodivirina, hodivirana, ahodivitra, voahodivitra, tafahodivitra 1 manodivitra, fanodivitra, mpanodivitra 1 anodivirana, fanodivirana I mihodivitra, fihodivitra, mpihodivitra J ihodivirana, fihodivirana/ mahahodivitra / hodividivitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel