Dikan'ny teny : hofa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry karazana vakoa na vakoana lava ary be ravina. Ahitsio
2 a: Vola, na zavatra aloa amin'ny zavatr'olona ipetrahana na anaovana na ampiasaina mandritra ny fotoana maharitraritra: Valonjato no hofan'it? efitra (Ny fahelam-potoana ihany no ma-ha samy hafa ny hofa sy ny sara: raha mita lakana ka miserana ihany, sara no aloa; fa raha maharitra indray andro na mihoatra, dia ho fa). i tif: Hofana, ahofa, voie hofa I manofa, fanofa, mpanofa I anofana, fanofana J mahofa J hofahofa I mihofa J ampanofaina, mampanofa. Ahitsio
3 a: Fiantsoana olona amtn'ny kopa-damba, na tans-na, na rantsan-kazo misy ravina. ~ Fanasivanana ny vary na voan-javatra hafa amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ampombo na vato kely... - t.i.f.: Hofana, hofaina, voahofa, ahofa / manofa, fanofa, mpanofa 1 anofana, fanofana / mahahofa, hofahofa I mihofahofa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel