Dikan'ny teny : hofaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Rambon'ondry; rambon'orana, izany hoe ilay miforitra amin'ny orana; kibon'ny valala; rambon'ny valala; rarnbon'akanjo mitaritarika aoriana. i ti.f.: Hofakofaka I ahofakofaka J mihofakofaka, fihofakofaka, mpihofakofaka / ihofakof ahana, fihofakofahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel