Dikan'ny teny : hofakofaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Izay miendaka amin'ny faritra sasan'ny tena ka manjary mihetsiketsika; zavatra tsy mipetaka tsara ka tonga mihofakofaka na mielakelaka. - t.i.f : Hofakofahina, ahofakofaka, voahofakofaka, talahofakofaka / manofakofaka, fanofakofaka, mpanofakofaka / anofakofahana, fanofakofahana J mihofakofaka, fihofakofaka, mpihofakofaka 1 ihofakofahana, fihofakofahana. Ahitsio
2 a: Kivilivily, vezimbezina, hevingevina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel