Dikan'ny teny : hofana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Hofaina (hofa) mt. ih (hofao na hofay): Antsoina amin'ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay tomba izy fa tsy reny izany. 1 Sivanina amin'ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy. Ahitsio
2 (hofa) mt. ih. (hofao): Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabe ao atsimonay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel