Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : hofika
1.
a: Zavamaniry mandadina, fanao fanafody ny voany voatoto malemy noho izy manana hery toa mamihina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Voan-javamaniry marirandrirana, manahaka ny sakamalao ny lokony, ka kikisana hitsaboana ny aretina raodia amin'ny tongotra Ahitsio
(13/02/2026 18:21 - Nampidirin'i Azrael666)

Hevitra mandeha