Dikan'ny teny : hogahogaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hogahoga) mt ih. (hogahogao): Antsointsoina taisy antony; esoeaoina, horakorahina, harabirabina: Nohogahogain'ny ankizy izy taorian'ny fihetsika hafahafa nataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel