Dikan'ny teny : hoho

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kaxazandrazana tandroka maniry eo amin'ny loha rantsana: Hohon-tsaka • h. o, : Rangotra: Safosa fo tonga hoho (Rabearivelo). 1 t.if.: Hohoina. - Kely hoho: kahihitra velona. I Kely ohatra ny tain-koho: kely dia kely, pitiny kely. Ahitsio
2 (Ski) a: Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin'ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel