Dikan'ny teny : hohoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fametrahan-javatra ny vavany no atao ambany; fatoriana ka ny kibo no atao ambany mandry. - t.i.f.: Hohofana, ahohoka, voahohoka, tafahohoka / manohoka, fanohoka, mpanohoka / anohofana, fanohofana / mifanohoka I mihohoka, fihohoka, mpihohoka I ihohofana, fihohofana / mahahohoka / hohokohoka / ankohoka, ankohofina I manankohoka, fanankohoka, mpanankohoka I anankohofana, fanankohofana / mifanohoka I miankohoka, fiankohoka, mpiankohoka / iankohofana, fiankohofana I mahahohoka I ankohonkohoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel